3 Soraty eo amin’ireo vato ireo ny teny rehetra ato amin’ity lalàna+ ity rehefa tonga eny ampita ianao,+ mba hidiranao ao amin’ilay tany tondra-dronono sy tantely izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao, araka izay nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny razanao taminao.+