-
Nehemia 13:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Tamin’izany no nahitako olona sasany tao Joda nanitsakitsaka voaloboka tao anaty lavaka famiazana azy, tamin’ny andro sabata.+ Nisy koa nitondra varimbazaha miavosa natainginy+ teo ambony ampondra,+ ary nisy nitondra divay sy voaloboka sy aviavy+ ary izao karazana entana rehetra izao, nankao Jerosalema tamin’ny andro sabata.+ Koa nampitandrina azy ireo aho tamin’ny andro nivarotany sakafo.
-