Eksodosy 34:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamani-kafa,+ satria Andriamanitra saro-piaro i Jehovah, ilay antsoina hoe Saro-piaro.+ Deoteronomia 8:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Fa raha sanatria manadino an’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, ary manaraka andriamani-kafa sy manompo an’ireny sady miankohoka eo anatrehany, dia lazaiko marimarina aminareo anio fa ho ripaka tanteraka ianareo.+ Jeremia 25:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aza manaraka andriamani-kafa mba hanompo an’ireny na hiankohoka eo anatrehany, sao hampahatezitra ahy ianareo noho ireny asan’ny tananareo ireny ka hahatonga loza aminareo aho.’+
14 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamani-kafa,+ satria Andriamanitra saro-piaro i Jehovah, ilay antsoina hoe Saro-piaro.+
19 “Fa raha sanatria manadino an’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, ary manaraka andriamani-kafa sy manompo an’ireny sady miankohoka eo anatrehany, dia lazaiko marimarina aminareo anio fa ho ripaka tanteraka ianareo.+
6 Aza manaraka andriamani-kafa mba hanompo an’ireny na hiankohoka eo anatrehany, sao hampahatezitra ahy ianareo noho ireny asan’ny tananareo ireny ka hahatonga loza aminareo aho.’+