6 Tsy mba nanontany akory izy ireo hoe: ‘Aiza i Jehovah, Ilay nitondra antsika niakatra avy tany Ejipta,+ Ilay nampandeha antsika namakivaky tany efitra sy lemaka karakaina+ feno lavaka, dia tany tsy nisy rano,+ sy tany maizim-pito,+ eny, faritra tsy nisy mpandalo ary tsy nisy mponina?’