Deoteronomia 28:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Hotahina izay aloaky ny kibonao,+ sy ny vokatry ny taninao, ary ny zanaky ny biby fiompinao,+ na ny omby na ny ondry aman’osy.+
4 “Hotahina izay aloaky ny kibonao,+ sy ny vokatry ny taninao, ary ny zanaky ny biby fiompinao,+ na ny omby na ny ondry aman’osy.+