20 Dia nalainy ilay zanak’omby nataon’ireo, ka nodorany ary notorotoroiny ho vovoka.+ Ary nafafiny teny amin’ny rano izany,+ ka nampisotroiny ny zanak’Israely.+
22 Lotoy ny sary sokitrareo norakofana takela-bolafotsy+ sy ny sarivongana metalinareo+ nopetahana takela-bolamena.+ Toy ny ataon’ny vehivavy tonga fotoana, dia harianao ireny+ ka ataonao hoe: “Maloto!”+