Eksodosy 32:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nampitony an’i* Jehovah Andriamaniny i Mosesy,+ ka nanao hoe: “Jehovah ô, nahoana ny fahatezeranao+ no dia mirehitra amin’ny olonao, izay nentinao nivoaka avy tany Ejipta tamin-kery lehibe sy tamin’ny tanana mahery? Salamo 99:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Anisan’ny mpisorony i Mosesy sy Arona,+Ary anisan’ny niantso ny anarany i Samoela.+Niantso an’i Jehovah izy ireo, dia namaly azy ireo izy.+
11 Ary nampitony an’i* Jehovah Andriamaniny i Mosesy,+ ka nanao hoe: “Jehovah ô, nahoana ny fahatezeranao+ no dia mirehitra amin’ny olonao, izay nentinao nivoaka avy tany Ejipta tamin-kery lehibe sy tamin’ny tanana mahery?
6 Anisan’ny mpisorony i Mosesy sy Arona,+Ary anisan’ny niantso ny anarany i Samoela.+Niantso an’i Jehovah izy ireo, dia namaly azy ireo izy.+