Nomery 21:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary nivily lalana izy ireo avy eo, ka niakatra nanaraka ny lalana mankany Basana.+ Dia nivoaka hiady tamin’izy ireo tao Edrehy+ i Oga+ mpanjakan’i Basana sy ny olony rehetra. Nehemia 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Ary nanome azy fanjakana+ sy firenena ianao, ka notsinjarainao ireny.+ Koa nalainy ny tanin’i Sihona,+ izany hoe ny tanin’ny mpanjakan’i Hesbona,+ ary koa ny tanin’i Oga+ mpanjakan’i Basana.+ Salamo 135:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia i Sihona mpanjakan’ny Amorita+Sy Oga mpanjakan’i Basana+Ary ny fanjakana rehetra tao Kanana.+
33 Ary nivily lalana izy ireo avy eo, ka niakatra nanaraka ny lalana mankany Basana.+ Dia nivoaka hiady tamin’izy ireo tao Edrehy+ i Oga+ mpanjakan’i Basana sy ny olony rehetra.
22 “Ary nanome azy fanjakana+ sy firenena ianao, ka notsinjarainao ireny.+ Koa nalainy ny tanin’i Sihona,+ izany hoe ny tanin’ny mpanjakan’i Hesbona,+ ary koa ny tanin’i Oga+ mpanjakan’i Basana.+