13 “Ary raha mankatò an-tsakany sy an-davany ny didy+ izay andidiako anareo anio ianareo, ka tia an’i Jehovah Andriamanitrareo sy manompo azy amin’ny fonareo manontolo sy ny tenanareo manontolo,+
27 Hoy ny navaliny: “‘Tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo sy ny herinao manontolo ary ny sainao manontolo’,+ ary ‘tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.’”+