2 Tantara 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa aoka hatahotra+ an’i Jehovah ianareo.+ Mitandrema tsara amin’izay ataonareo,+ fa tsy misy tsy fahamarinana ao amin’i Jehovah Andriamanitsika,+ ary tsy mba miangatra+ na mandray kolikoly+ izy.”
7 Koa aoka hatahotra+ an’i Jehovah ianareo.+ Mitandrema tsara amin’izay ataonareo,+ fa tsy misy tsy fahamarinana ao amin’i Jehovah Andriamanitsika,+ ary tsy mba miangatra+ na mandray kolikoly+ izy.”