6 Tamin’izany andro izany, dia nanangan-tanana aho+ ka nianiana tamin’izy ireo fa hamoaka azy avy any Ejipta, mba hitondra azy any amin’ilay tany tondra-dronono sy tantely,+ dia ilay tany efa nojereko taratra mba homena azy ireo. Ravaky ny tany rehetra izy io.+