Nomery 28:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hampiarahina amin’ny fanatitra zava-pisotro+ ampahefatry ny hina koa ny ondrilahy tsirairay.+ Araraho ho an’i Jehovah eo amin’ny toerana masina ilay fanatitra zava-pisotro mahamamo.+
7 Hampiarahina amin’ny fanatitra zava-pisotro+ ampahefatry ny hina koa ny ondrilahy tsirairay.+ Araraho ho an’i Jehovah eo amin’ny toerana masina ilay fanatitra zava-pisotro mahamamo.+