21 “Ary ny ampahafolon-karena+ rehetra eo amin’ny Israely dia efa nomeko ho lovan’ny taranak’i Levy, ho tambin’ny fanompoana ataony momba ny tranolay fihaonana.
4 Nilazan’ny mpanjaka koa ny vahoaka nonina tao Jerosalema mba hanome ny anjaran’ny mpisorona+ sy ny Levita,+ mba hahafahan’izy ireo hanaraka+ tsara ny lalàn’i Jehovah.+
13 Tsy fantatrareo ve fa izay manao asa masina dia mihinana+ izay ao amin’ny tempoly, ary izay manompo mandrakariva+ eo amin’ny alitara dia miara-mahazo anjara amin’ny alitara?