Eksodosy 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Raha mividy mpanompolahy hebreo ianao,+ dia ho mpanompo mandritra ny enin-taona izy. Fa amin’ny taona fahafito kosa, dia hiala izy ka ho olona afaka ary tsy handoa na inona na inona.+ Levitikosy 25:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 “‘Aza andevozina+ ny rahalahinao izay miara-monina aminao, raha mihamahantra ka voatery mivarotra ny tenany aminao.+
2 “Raha mividy mpanompolahy hebreo ianao,+ dia ho mpanompo mandritra ny enin-taona izy. Fa amin’ny taona fahafito kosa, dia hiala izy ka ho olona afaka ary tsy handoa na inona na inona.+
39 “‘Aza andevozina+ ny rahalahinao izay miara-monina aminao, raha mihamahantra ka voatery mivarotra ny tenany aminao.+