Deoteronomia 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tena tokony homenao izy,+ ary tsy tokony ho kahihitra ny fonao rehefa manome azy, satria izany no hitahian’i Jehovah Andriamanitrao anao amin’ny asanao rehetra sy izay rehetra hataonao.+
10 Tena tokony homenao izy,+ ary tsy tokony ho kahihitra ny fonao rehefa manome azy, satria izany no hitahian’i Jehovah Andriamanitrao anao amin’ny asanao rehetra sy izay rehetra hataonao.+