Deoteronomia 14:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 serfa, gazela, serfa kely,+ osidia, antilopa, ondridia, samoà, 1 Mpanjaka 4:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 sy omby matavy folo sy omby roapolo mpankeny an-kijana ary ondry zato, ankoatra ny serfa+ sy ny gazela+ sy ny serfa kely ary ny taontaonkafa nafahy.
23 sy omby matavy folo sy omby roapolo mpankeny an-kijana ary ondry zato, ankoatra ny serfa+ sy ny gazela+ sy ny serfa kely ary ny taontaonkafa nafahy.