Matio 26:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tamin’ny andro voalohan’ny fetin’ny mofo tsy misy lalivay,+ dia nanatona an’i Jesosy ny mpianatra ka nilaza hoe: “Aiza no tianao hikarakaranay ny Paska mba hihinananao azy?”+ Lioka 22:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tonga ny andro fankalazana ny fetin’ny mofo tsy misy lalivay, dia ilay tsy maintsy hamonoana biby atao sorona amin’ny Paska.+
17 Tamin’ny andro voalohan’ny fetin’ny mofo tsy misy lalivay,+ dia nanatona an’i Jesosy ny mpianatra ka nilaza hoe: “Aiza no tianao hikarakaranay ny Paska mba hihinananao azy?”+
7 Tonga ny andro fankalazana ny fetin’ny mofo tsy misy lalivay, dia ilay tsy maintsy hamonoana biby atao sorona amin’ny Paska.+