Nomery 14:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Monina eny amin’ny lemaka iva ny Amalekita sy ny Kananita,+ ka mivilia lalana rahampitso, ary miaingà ho any an-tany efitra, any amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena.”+ Deoteronomia 1:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Fa ianareo kosa, mivilia ka mankanesa any an-tany efitra, any amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena.’+
25 Monina eny amin’ny lemaka iva ny Amalekita sy ny Kananita,+ ka mivilia lalana rahampitso, ary miaingà ho any an-tany efitra, any amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena.”+
40 Fa ianareo kosa, mivilia ka mankanesa any an-tany efitra, any amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena.’+