-
Levitikosy 23:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Fa hanolotra fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah kosa ianareo mandritra ny fito andro. Ary hisy fivoriambe masina amin’ny andro fahafito. Aza manao asa mafy na inona na inona.’”
-