26 Ary nitsara ny olona ireo, rehefa nilaina. Ny raharaha sarotra no nentiny tany amin’i Mosesy,+ fa ny raharaha madinika rehetra kosa notsarainy ihany.
16 “Ary nandidy ny mpitsaranareo aho tamin’izay hoe: ‘Rehefa mihaino ny rahalahinareo hotsaraina ianareo, dia tsarao araka ny rariny+ izay manana ady amin’ny rahalahiny, na amin’ny vahiny+ monina eo aminy.