-
2 Tantara 31:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ary notsinjarain’i Hezekia araka ny fizarana+ nisy azy avy ny mpisorona sy ny Levita,+ araka ny anjara fanompoan’ny mpisorona+ sy ny Levita+ izay nisahana ny fanatitra dorana+ sy ny sorona iombonana,+ mba hanompoan’izy+ ireo sy hanolorany fisaorana+ sy fiderana+ eny amin’ireo vavahadin’ny tranon’i Jehovah.
-