16 Indray andro, raha nankany amin’ilay toerana fivavahana izahay, dia nifanena taminay ny mpanompovavy anankiray nisy fanahy ratsy,+ izany hoe nisy demonia mpilaza ny hoavy.+ Nahay naminany io mpanompovavy io ka nahazo tombony+ be avy tamin’izany ny tompony.