43 Ireto avy izany tanàna izany: Bezera+ any an-tany efitra, eny amin’ny lembalemba, ho an’ny Robenita; Ramota+ any Gileada, ho an’ny Gadita; ary Golana+ any Basana, ho an’ny Manasita.+
78 Ary ny nomena azy tany amin’ny faritr’i Jordana tany akaikin’i Jeriko, tany atsinanan’i Jordana, avy tamin’ny fokon’i Robena,+ dia i Bezera+ any an-tany efitra sy ny kijanany, Jahaza+ sy ny kijanany,