Nomery 35:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ho fialokalofana ho an’ny zanak’Israely sy ny mpivahiny+ ary ny mpiavy eo aminy ireo tanàna enina ireo, mba handosiran’izay nahafaty olona* tsy nahy.+ Josoa 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 mba handosiran’izay sendra nahafaty olona*+ tsy nahy. Ho fialokalofana ho anareo ireny tanàna ireny, mba tsy ho azon’ny mpamaly ra+ ianareo.
15 Ho fialokalofana ho an’ny zanak’Israely sy ny mpivahiny+ ary ny mpiavy eo aminy ireo tanàna enina ireo, mba handosiran’izay nahafaty olona* tsy nahy.+
3 mba handosiran’izay sendra nahafaty olona*+ tsy nahy. Ho fialokalofana ho anareo ireny tanàna ireny, mba tsy ho azon’ny mpamaly ra+ ianareo.