7 Koa ahoana moa no hamelako izany helokao izany? Nahafoy ahy ny zanakao ka mianiana+ amin’ny anaran’izay tsy Andriamanitra.+ Nomeko fahafaham-po izy ireo,+ nefa mbola manitsakitsa-bady+ ihany sady mirohotra mankao an-tranon’ny vehivavy mpivaro-tena.