Deoteronomia 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aza ampiana ny teny andidiako anareo ary aza anesorana,+ mba hitandremanareo ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo. Deoteronomia 12:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ny teny rehetra andidiako anareo no hotandremanareo tsara.+ Aza ampiana izany na anesorana.+
2 Aza ampiana ny teny andidiako anareo ary aza anesorana,+ mba hitandremanareo ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo.