Josoa 10:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Namely an’ireny i Josoa, nanomboka tany Kadesi-barnea+ ka hatrany Gaza,+ sy tany Gosena+ manontolo ka hatrany Gibeona.+ Mpitsara 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Azon’ny fokon’i Joda koa i Gaza+ mbamin’ny faritaniny, sy Askelona+ mbamin’ny faritaniny, ary Ekrona+ mbamin’ny faritaniny.
41 Namely an’ireny i Josoa, nanomboka tany Kadesi-barnea+ ka hatrany Gaza,+ sy tany Gosena+ manontolo ka hatrany Gibeona.+
18 Azon’ny fokon’i Joda koa i Gaza+ mbamin’ny faritaniny, sy Askelona+ mbamin’ny faritaniny, ary Ekrona+ mbamin’ny faritaniny.