Josoa 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 hatrany amin’ny Tendrombohitra Halaka+ izay miakatra mankany Seira,+ ka hatrany Bala-gada+ eo amin’ny lemak’i* Libanona, eo am-pototry ny Tendrombohitra Hermona.+ Ary nobaboiny ny mpanjakany rehetra, ka novonoiny ho faty.+
17 hatrany amin’ny Tendrombohitra Halaka+ izay miakatra mankany Seira,+ ka hatrany Bala-gada+ eo amin’ny lemak’i* Libanona, eo am-pototry ny Tendrombohitra Hermona.+ Ary nobaboiny ny mpanjakany rehetra, ka novonoiny ho faty.+