Deoteronomia 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nalaintsika koa ny tanàna rehetra teny amin’ny lembalemba sy nanerana an’i Gileada sy Basana, hatrany Saleka+ sy Edrehy+ izay tanàna tao amin’ny fanjakan’i Oga tany Basana.
10 Nalaintsika koa ny tanàna rehetra teny amin’ny lembalemba sy nanerana an’i Gileada sy Basana, hatrany Saleka+ sy Edrehy+ izay tanàna tao amin’ny fanjakan’i Oga tany Basana.