35 “‘Izany no anjaran’ny mpisorona, dia i Arona sy ny zanany lahy, avy tamin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah, nanomboka tamin’ny andro nanaovana+ azy ireo ho mpisorona teo anatrehan’i Jehovah.
18“Tsy hisy anjara na lova eo amin’ny Israely ho lasa fananan’ny mpisorona sy ny Levita, izany hoe ny fokon’i Levy manontolo.+ Ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah, eny, ny anjaran’Andriamanitra no hohanin’izy ireo.+