Nomery 32:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Koa hoy i Mosesy tamin’izy ireo: “Raha miampita an’i Jordana miaraka aminareo eo anatrehan’i Jehovah ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena, eny, izay rehetra voaomana hiady,+ ary resy eo anoloanareo ilay tany, dia omeo ho azy ireo+ i Gileada. Josoa 13:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase kosa, efa nahazo ny lovany teny ampita atsinanan’ny Reniranon’i Jordana, araka izay efa nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah azy ireo.+ Izany lovany izany dia:
29 Koa hoy i Mosesy tamin’izy ireo: “Raha miampita an’i Jordana miaraka aminareo eo anatrehan’i Jehovah ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena, eny, izay rehetra voaomana hiady,+ ary resy eo anoloanareo ilay tany, dia omeo ho azy ireo+ i Gileada.
8 Ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase kosa, efa nahazo ny lovany teny ampita atsinanan’ny Reniranon’i Jordana, araka izay efa nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah azy ireo.+ Izany lovany izany dia: