Genesisy 48:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy nety mihitsy anefa ny rainy, ka niteny hoe: “Fantatro ihany izany, anaka, fantatro ihany. Ho lasa firenena koa izy sady hahery.+ Ny zandriny anefa hahery noho izy,+ ary ny taranany ho maro be ka ho lasa firenena maro.”+
19 Tsy nety mihitsy anefa ny rainy, ka niteny hoe: “Fantatro ihany izany, anaka, fantatro ihany. Ho lasa firenena koa izy sady hahery.+ Ny zandriny anefa hahery noho izy,+ ary ny taranany ho maro be ka ho lasa firenena maro.”+