Nomery 14:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa i Kaleba+ mpanompoko kosa hampidiriko ao amin’ilay tany nalehany, ary ny taranany no haka izany ho fananany.+ Toe-tsaina* hafa mantsy no tao aminy, ka nanaraka ahy tamin’ny fony manontolo izy.+ Nomery 32:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 afa-tsy i Kaleba+ zanak’i Jefone Kenizita sy Josoa+ zanak’i Nona. Izy roa lahy no nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo.’
24 Fa i Kaleba+ mpanompoko kosa hampidiriko ao amin’ilay tany nalehany, ary ny taranany no haka izany ho fananany.+ Toe-tsaina* hafa mantsy no tao aminy, ka nanaraka ahy tamin’ny fony manontolo izy.+
12 afa-tsy i Kaleba+ zanak’i Jefone Kenizita sy Josoa+ zanak’i Nona. Izy roa lahy no nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo.’