Deoteronomia 4:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Ary nalain’izy ireo ho fananany ny tanin’i Sihona sy ny tanin’i Oga+ mpanjakan’i Basana, dia ny mpanjaka roan’ny Amorita, izay tany amin’ny faritr’i Jordana nanandrify ny fiposahan’ny masoandro,
47 Ary nalain’izy ireo ho fananany ny tanin’i Sihona sy ny tanin’i Oga+ mpanjakan’i Basana, dia ny mpanjaka roan’ny Amorita, izay tany amin’ny faritr’i Jordana nanandrify ny fiposahan’ny masoandro,