Mpitsara 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa hoy ny tompony taminy: “Aleo isika tsy mivily ao amin’ny tanànan’ny hafa firenena+ izay tsy anisan’ny zanak’Israely, fa handroso hatrany Gibea.”+ 1 Samoela 10:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nody tany an-tranony tany Gibea+ kosa i Saoly. Ary niaraka taminy ireo lehilahy mahery fo, satria nanohina ny fon’izy ireo Andriamanitra.+
12 Fa hoy ny tompony taminy: “Aleo isika tsy mivily ao amin’ny tanànan’ny hafa firenena+ izay tsy anisan’ny zanak’Israely, fa handroso hatrany Gibea.”+
26 Nody tany an-tranony tany Gibea+ kosa i Saoly. Ary niaraka taminy ireo lehilahy mahery fo, satria nanohina ny fon’izy ireo Andriamanitra.+