Josoa 15:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ziklaga,+ Madmana, Sansana, 1 Samoela 27:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa nomen’i Akisy azy i Ziklaga+ tamin’izay andro izay. Izany no nahatonga an’i Ziklaga ho fananan’ny mpanjakan’ny Joda mandraka androany. 1 Samoela 30:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Rehefa tonga tany Ziklaga+ i Davida sy ny olony tamin’ny andro fahatelo, dia hitany fa notafihin’ny Amalekita+ ny faritra atsimo sy Ziklaga. Nasian’izy ireo i Ziklaga ka nodorany, 1 Tantara 4:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 sy Betoela+ sy Horma+ sy Ziklaga+
6 Koa nomen’i Akisy azy i Ziklaga+ tamin’izay andro izay. Izany no nahatonga an’i Ziklaga ho fananan’ny mpanjakan’ny Joda mandraka androany.
30 Rehefa tonga tany Ziklaga+ i Davida sy ny olony tamin’ny andro fahatelo, dia hitany fa notafihin’ny Amalekita+ ny faritra atsimo sy Ziklaga. Nasian’izy ireo i Ziklaga ka nodorany,