-
Mpitsara 18:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Koa nandeha izy dimy lahy ka tonga tany Laisy,+ ary hitan’izy ireo fa nahavita tena ny mponina tao, araka ny fomban’ny Sidonianina. Nandry feizay izy ireo sady tsy nanana ahiahy,+ ary tsy nisy naharesy na nampahory azy na nihetraketraka taminy tao amin’ilay tany. Ary lavitra an’ireo Sidonianina+ izy ireo, sady tsy nifandray tamin’iza na iza mihitsy.
-