Mpitsara 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa hiditra ao ianareo, dia hamantana olona tsy manana ahiahy.+ Midadasika be koa ilay tany, sady efa natolotr’Andriamanitra eo an-tananareo.+ Ary tsy misy tsy ao ny karazan-javatra rehetra etỳ ambonin’ny tany.”+
10 Rehefa hiditra ao ianareo, dia hamantana olona tsy manana ahiahy.+ Midadasika be koa ilay tany, sady efa natolotr’Andriamanitra eo an-tananareo.+ Ary tsy misy tsy ao ny karazan-javatra rehetra etỳ ambonin’ny tany.”+