19 Tamin’izany andro izany, dia tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israely.+ Ary nisy Levita anankiray nonina kelikely tany amin’ny toerana nitokana indrindra tamin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima.+ Naka vehivavy iray avy any Betlehema+ any Joda izy, ho vadikeliny.+