Mpitsara 19:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa nivily tao Gibea izy ireo mba hatory tao. Dia niditra tao izy ireo ka nipetraka teo amin’ny tany malalaky ny tanàna. Tsy nisy nandray azy hatory tany an-tranony anefa.+
15 Koa nivily tao Gibea izy ireo mba hatory tao. Dia niditra tao izy ireo ka nipetraka teo amin’ny tany malalaky ny tanàna. Tsy nisy nandray azy hatory tany an-tranony anefa.+