Levitikosy 26:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia hifamingana toy ny mandositra sabatra izy ireo, na dia tsy misy mpanenjika aza. Ary tsy ho voatohitrareo ny fahavalonareo,+ Deoteronomia 28:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hataon’i Jehovah resy eo anoloan’ny fahavalonao ianao.+ Lalana iray no hivoahanao hiady aminy, fa lalana fito kosa no handosiranao eo anoloany. Ary ho raiki-tahotra ny fanjakana rehetra eran-tany rehefa mahita izay nanjo anao.+
37 Dia hifamingana toy ny mandositra sabatra izy ireo, na dia tsy misy mpanenjika aza. Ary tsy ho voatohitrareo ny fahavalonareo,+
25 Hataon’i Jehovah resy eo anoloan’ny fahavalonao ianao.+ Lalana iray no hivoahanao hiady aminy, fa lalana fito kosa no handosiranao eo anoloany. Ary ho raiki-tahotra ny fanjakana rehetra eran-tany rehefa mahita izay nanjo anao.+