Genesisy 21:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Koa nanao fifanekena+ tao Beri-sheba izy ireo. Dia niainga i Abimeleka sy Pikola lehiben’ny tafiny, ka niverina tany amin’ny tanin’ny Filistinina.+ Mpitsara 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary nomba ny fokon’i Joda foana i Jehovah, hany ka azon’izy ireo ny faritra be tendrombohitra. Tsy voaroakany anefa ny mponina teny amin’ny lemaka iva, satria nanana kalesin’ady+ nisy lelan’antsy.+
32 Koa nanao fifanekena+ tao Beri-sheba izy ireo. Dia niainga i Abimeleka sy Pikola lehiben’ny tafiny, ka niverina tany amin’ny tanin’ny Filistinina.+
19 Ary nomba ny fokon’i Joda foana i Jehovah, hany ka azon’izy ireo ny faritra be tendrombohitra. Tsy voaroakany anefa ny mponina teny amin’ny lemaka iva, satria nanana kalesin’ady+ nisy lelan’antsy.+