16 dia izao kosa no hataoko aminareo: Hosaziko tokoa ianareo ka hivarahontsana sy ho voan’ny tioberkilaozy+ sy ny fanaviana mahery. Dia ho simba ny masonareo+ ary ho osa ny vatanareo.+ Ho very maina fotsiny ny namafazanareo voa, satria ny fahavalonareo no handany izany.+