24 Ary aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamaniny na manaiky ho voatarika hanompo an’ireny. Ary aza manao na inona na inona mitovy amin’ireo andriamanitra nataony,+ fa tsy maintsy azeranao ireny ary tsy maintsy torotoroinao ny tsangambatony masina.+