Mpitsara 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy i Gideona: “Hoveleziko amin’ny tsilon’ny tany efitra sy amin’ny voarointsilo ianareo, rehefa hatolotr’i Jehovah eo an-tanako i Zebaha sy Zalmona.”+ Ohabolana 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Avy amin’ny molotry ny mahira-tsaina ny fahendrena,+ fa ny tsorakazo kosa natao ho an’ny lamosin’ny tsy ampy saina.*+ Ohabolana 19:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Efa vonona ny didim-pitsarana hanamelohana ny mpaniratsira,+ ary ho an’ny lamosin’ny tsisy saina ny kapoka.+
7 Dia hoy i Gideona: “Hoveleziko amin’ny tsilon’ny tany efitra sy amin’ny voarointsilo ianareo, rehefa hatolotr’i Jehovah eo an-tanako i Zebaha sy Zalmona.”+
13 Avy amin’ny molotry ny mahira-tsaina ny fahendrena,+ fa ny tsorakazo kosa natao ho an’ny lamosin’ny tsy ampy saina.*+
29 Efa vonona ny didim-pitsarana hanamelohana ny mpaniratsira,+ ary ho an’ny lamosin’ny tsisy saina ny kapoka.+