Nomery 21:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nandefa iraka ho any amin’i Sihona+ mpanjakan’ny Amorita ny Israely, hilaza hoe: Deoteronomia 2:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Dia nandefa iraka avy tany an-tany efitr’i Kedemota+ aho hankany amin’i Sihona+ mpanjakan’i Hesbona, mba hitondra teny fangataham-pihavanana,+ nanao hoe: Josoa 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ny tanàna rehetran’i Sihona mpanjakan’ny Amorita izay nanjaka tao Hesbona, hatrany amin’ny sisin-tanin’ny taranak’i Amona;+
26 “Dia nandefa iraka avy tany an-tany efitr’i Kedemota+ aho hankany amin’i Sihona+ mpanjakan’i Hesbona, mba hitondra teny fangataham-pihavanana,+ nanao hoe:
10 ny tanàna rehetran’i Sihona mpanjakan’ny Amorita izay nanjaka tao Hesbona, hatrany amin’ny sisin-tanin’ny taranak’i Amona;+