Nomery 21:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Avelao aho handalo ao amin’ny taninao. Tsy hivily ho amin’ny saha na tanimboaloboka izahay, ary tsy hisotro rano amin’ny lavadrano. Ny lalan’ny mpanjaka no handehananay, mandra-pivoakanay ny taninao.”+ Deoteronomia 2:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 ‘Avelao aho handalo ao amin’ny taninao, fa ny lalambe ihany no hizorako ka tsy hivily hiankavanana aho na hiankavia.+
22 “Avelao aho handalo ao amin’ny taninao. Tsy hivily ho amin’ny saha na tanimboaloboka izahay, ary tsy hisotro rano amin’ny lavadrano. Ny lalan’ny mpanjaka no handehananay, mandra-pivoakanay ny taninao.”+
27 ‘Avelao aho handalo ao amin’ny taninao, fa ny lalambe ihany no hizorako ka tsy hivily hiankavanana aho na hiankavia.+