Josoa 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary natao ny antsapaka+ fahatelo ka nahazo ny anjarany ny taranak’i Zebolona,+ araka ny fianakaviany avy. Nipaka hatrany Sarida ny sisin-tanin’ny lovan’izy ireo. Josoa 19:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Katata, Nahalala, Simrona,+ Idala, ary Betlehema.+ Tanàna roa ambin’ny folo izany mbamin’ny tanàna keliny.
10 Ary natao ny antsapaka+ fahatelo ka nahazo ny anjarany ny taranak’i Zebolona,+ araka ny fianakaviany avy. Nipaka hatrany Sarida ny sisin-tanin’ny lovan’izy ireo.
15 Katata, Nahalala, Simrona,+ Idala, ary Betlehema.+ Tanàna roa ambin’ny folo izany mbamin’ny tanàna keliny.