Rota 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa hoy i Rota: “Aza manery ahy handao anao sy hisaraka aminao, fa izay alehanao no halehako, ary izay atorianao no hatoriako.+ Ny firenenao no ho fireneko,+ ary ny Andriamanitrao no ho Andriamanitro.+
16 Fa hoy i Rota: “Aza manery ahy handao anao sy hisaraka aminao, fa izay alehanao no halehako, ary izay atorianao no hatoriako.+ Ny firenenao no ho fireneko,+ ary ny Andriamanitrao no ho Andriamanitro.+