1 Samoela 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy anefa i Nabala tamin’izy ireo: “Fa iza moa i Davida,+ ary iza moa ny zanak’i Jese? Efa maro izao ny mpanompo mitsoaka mandositra ny tompony.+ Salamo 35:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mamaly ratsy ny soa nataoko izy ireo,+Ka ory dia ory aho.+ Salamo 38:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Namaly ratsy ny soa nataoko izy ireo,+Ary nanohitra ahy foana satria manao ny tsara aho.+ Salamo 109:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mamaly ratsy ny soa nataoko izy ireo,+Ary fankahalana no avaliny ny fitiavako azy.+ Ohabolana 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izay mamaly ratsy ny soa,+ dia hisy zava-dratsy foana hahazo ny ankohonany.+
10 Hoy anefa i Nabala tamin’izy ireo: “Fa iza moa i Davida,+ ary iza moa ny zanak’i Jese? Efa maro izao ny mpanompo mitsoaka mandositra ny tompony.+